TONGASOA ETO @ YLOH YLOH

Nampidirin'i oly012 | 7 Apr, 2006

Miarahaba anao tongasoa eto @ blaogy.Mino sy manantena aho fa ahafa-po anao ny zavatra izay ataoko ary miezaka ny hamoaka ny tsara sy ny kanto indrindra avy aty amiko aho.Mino koa aho fa hifanampy sy hiara-hiasa isika ho fanatsarana ny tontolontsika.

Mahazoa fahafinaretana tompoko.

OK!!